na dia tsy noho ny amin’izy ireo aza, dia noho ny fiheverana ny fanekena natao tamin’ny razany ahay, ary noho ny Anarany masina sy lehibe efa voaantso tamin’izy ireo.
Na dia tsy noho ny amin’ireo Jiosy ankehitriny aza no hanafahan’Andriamanitra azy, dia noho ny fanekempihavanana nataony tamin’ny razany ahay ary noho Izy Andriamanitra masina sy lehibe efa voaantso hiaro azy.