Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:14 - Baiboly Katolika

ny sasany nivarotra izay sisa teo an-tanany rehetra, sady nivavaka tamin’ny Tompo koa hanafaka azy amin’i Nikanôra mpankahala ny fivavahana, izay efa nivarotra azy sahady, talohan’ny haharaiketan’ny ady;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny hafa kosa nivarotra izay sisa rehetra mba fananany ary nivavaka tamin’ny Tompo mba hanafaka ny Jiosy tsy ho azon’i Nikanôra mpankahala fivavahana sady efa nivarotra azy alohan’ny haharaiketan’ny ady.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:14
0 Rohy Ifampitohizana