Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:11 - Baiboly Katolika

Dodona erỳ izy nandefa fiantsoana amin’ny tanàna amoron-dranomasina, ho tonga hividy andevo Jody, sady nampanantena fa hataony talenta iray amin’izy ireo ny sivy folo aminy, tsy nofisiny akory izay famaliana avy amin’ny Tsitoha vao hanjò azy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dodona ery izy nandefa fiantsoana amin’ireo tanàna amoron-dranomasina mba ho tonga hividy andevo jiosy sady nampanantena fa halefany volafotsy 27 kilao ny sivifolo aminy. Tsy voavinaniny akory izay famaliana efa hataon’ilay Andriamanitr’izao rehetra izao hiantonta aminy.

Jereo ny toko



2Makabeo 8:11
0 Rohy Ifampitohizana