Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 8:10 - Baiboly Katolika

Natoky mihitsy i Nikanôra fa hahavonona talenta 2.000 ho an’ny mpanjaka amin’ny vidim-babo halaina ao amin’i Jodea izay tetin’ny hetra haloa amin’ny Rômanina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Antiôkosa dia nananan’ny Rômanina trosa mitentina volafotsy 54 taonina. I Nikanôra no nanome toky ny mpanjaka fa hanefa izany amin’ny fivarotana ireo Jiosy voababo;

Jereo ny toko



2Makabeo 8:10
0 Rohy Ifampitohizana