Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:6 - Baiboly Katolika

«Mahiratra ny Tompo Andriamanitra, hoy izy ireo, ary mangoraka antsika marina tokoa Izy, araka ny voalazan’i Môizy, ao amin’ny tononkira milaza an-kitsiloha mananatra an’i Israely hoe: Hamindra fo amin’ny mpanompony Izy.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

–Mahita antsika ny Tompo Andriamanitra ary hangoraka antsika marina tokoa Izy; i Mosesy mihitsy manko, ao amin’ilay tononkira nananarany an-kitsirano ny Israelita, no nilaza hoe: «Hangorahan’ny Tompo ireo mpanompony.»

Jereo ny toko



2Makabeo 7:6
0 Rohy Ifampitohizana