Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:5 - Baiboly Katolika

Nony voabory manontolo toy izany io, nasainy natao teo akaikin’ny afo mbola miaina ihany sy nendasina teo amin’ny lapoaly. Ilay mihahaka lasan-davitra eo ny fofona avy eo amin’ny lapoaly, izy mirahalahy avy mbamin’ity reniny kosa nifamporisika samy ho faty an-kerim-po.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nony voabory manontolo toy izany izy, dia nasain’ny mpanjaka nampanatonina ny afo iny mbola miaina iny ary nendasina teo amin’ny vy makarakara. Nihanaka manodidina ny fofon’ny nofo may avy eo amin’ny vy makarakara, fa izy mirahalahy sisa mbamin’ny reniny kosa nifampirisika mba samy ho faty amin-kerimpo koa niteny hoe:

Jereo ny toko



2Makabeo 7:5
0 Rohy Ifampitohizana