Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:4 - Baiboly Katolika

dia io niteny tamin’ny anaran’izy rehetra io no nasainy notapahina ny lelany, nohodirana ny lohany, no tapahina eo imason’iretsy rahalahiny sisa sy ny reniny ny tongotra aman-tanany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Vantany vao nafana mahamay ireo, dia io niteny tamin’ny anaran’izy rehetra io no nasainy notapahin-doha sy nohodiran-doha, ary notapahina tongotra aman-tanana teo anatrehan’iretsy rahalahiny sisa sy ny reniny.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:4
0 Rohy Ifampitohizana