Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:39 - Baiboly Katolika

Nentin-katezerana loatra ilay mpanjaka ka nasiany mafy noho ireo taloha aza ity, fa tsy zakany izany vingavingain’olona.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nisafoaka kosa ity mpanjaka, hany ka nasiany mafy noho ireo taloha razazalahy; fa tsy zakan’i Antiôkosa ny vingavingain’olona.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:39
0 Rohy Ifampitohizana