Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:38 - Baiboly Katolika

ary enga anie ka hianina amiko sy amin’ireo rahalahiko ny fahatezeran’ny Tsitoha, izay mirehitra amin’ny firenenany manontolo an-drariny.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Enga anie ka ny tenako sy ireo rahalahiko no ho farany hianjadian’ny hatezeran’ilay Andriamanitr’izao rehetra izao; fa ara-drariny no nirehetan’izany tamin’ny firenenay.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:38
0 Rohy Ifampitohizana