2Makabeo 7:37 - Baiboly Katolika Raha ny amiko kosa, torak’ireo rahalahiko koa, dia afoiko ny aiko amam-batako noho ny lalàn’ny razako ary ihantako Andriamanitra mba hiantra faingana ny vahoakany, fa hitondra anao amin’ny fijaliana amam-pangirifiriana kosa, hiekenao fa Izy irery no Andriamanitra; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha ny amiko, toy ny nataon’ireo rahalahiko, dia amoizako ny aiko amam-batako ny lalànan’ny razako, ary mihanta amin’Andriamanitra aho mba hiantra faingana ny vahoakany, fa hampijaly sy hampangirifiry anao ka hahatonga anao hiaiky fa Izy irery no Andriamanitra. |