Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:36 - Baiboly Katolika

Ny rahalahinay izao, vao avy niaritra fampijaliana mandalo, dia nahazo ny fihavanan’Andriamanitra ho amin’ny fiainana mandrakizay, fa ianao kosa amin’ny fitsaran’Andriamanitra, dia hivesatra ny sazy tandrifin’ny fiavonavonanao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ireo rahalahiko izao dia maty satria nandala ny fanekempihavanan’Andriamanitra, ka nizaka fampijaliana vetivety hahazoana ny fiaina-maharitra mandrakizay; ianao kosa hotsaran’Andriamanitra ka hivesatra ny sazy tandrifin’ny fiavonavonanao.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:36
0 Rohy Ifampitohizana