fa ianao akory tsy mbola afa-nandositra ny fitsaran’Andriamanitra, mahefa ny zavatra rehetra sy mitandrina azy rehetra.
Mahita ny tontolo ilay Andriamanitr’izao rehetra izao, ka tsy mbola mandositra ny fitsarany akory ianao.