Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:34 - Baiboly Katolika

Fa ianao kosa, ry ilay mpankahala ny fivavahana sy mahavanon-doza indrindra amin’ny olombelona rehetra, aza dia tafahoatra miavonavona foana, na mitoky foana manao hevi-dravina, raha manainga tanana hamely ny mpanompon’Andriamanitra,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ianao kosa, ry ilay mpanimbazimba fivavahana sy ilay mahavanon-doza indrindra amin’ny olombelona rehetra, aza miavonavona tafahoatra! Raha manainga tanana hamely ny mpanompon’Andriamanitra ianao, dia aza miantehitra amin’ny fanantenana tsy azo antoka.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:34
0 Rohy Ifampitohizana