Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:33 - Baiboly Katolika

ary ny Tomponay izay velona, na maneho vetivety ny hatezerany aminay aza hahafaizany sy hananarany anay, dia mbola hihavana amin’ny mpanompony indray.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary ny Tompo, ilay velona, na maneho vetivety ny hatezerany aminay aza mba hanafaizany sy hananarany anay, dia mbola hihavana indray aminay mpanompony.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:33
0 Rohy Ifampitohizana