Ary ianao izay fototr’izao loza rehetra mamely ny Hebrio izao, dia tsy ho afa-mandositra ny sandrin’Andriamanitra.
Ary ianao ry Antiôkosa, izay fototr’izao loza isan-karazany mamely anay Hebreo, dia tsy ho afa-mandositra ny famalian’Andriamanitra.