Aza matahotra ity mpamono, mbà mendrika an’ireo rahalahinao, ka ekeo ny ho faty mba hahitako anao miaraka amin’ny rahalahinao, raha mby amin’ny andro famindram-po.»
Aza matahotra io mpamono io ianao, fa aoka ho mendrika an’ireo rahalahinao, ka ekeo ny ho faty mba hahitako anao miaraka amin’ireo rahalahinao rehefa mby amin’ny andro hanehoan’ny Tompo famindrampo.