Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:28 - Baiboly Katolika

Ka mihanta aminao aho jereo ny lanitra sy ny tany, diniho izay rehetra eo aminy, ary fantaro fa Andriamanitra no nahary izany tamin’ny tsinontsinona, ary toy izany no nahazoan’ny taranak’olombelona fisiana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Koa mihanta aminao aho, jereo ny lanitra sy ny tany, diniho izay rehetra ao aminy; dia fantaro fa Andriamanitra no nahary izany avy amin’ny tsinontsinona ary toy izany no nisian’ny taranak’olombelona.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:28
0 Rohy Ifampitohizana