Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:27 - Baiboly Katolika

Nihilana teo aminy izy no sady nanaraby an’itsy mpanjaka masiaka, ka dia niteny tamin’ny fitenin-drazany hoe: «Mamindrà fo amiko anaka, izaho nitondra anao sivy volana tato an-kiboko, nampinono anao telo taona, nikarakara anao, namelona sy nanabe anao hatramin’izao taonanao izao.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nihilana teo aminy tokoa ity reniny ka afaka nanodoka ilay mpanjaka masiaka, satria fitenin-drazany no nilazany hoe: –Anaka, mamindrà fo amiko, izaho izay nitondra anao folo volana tao am-bohòka, nampinono anao telo taona, nikarakara anao ary namelona sy nanabe anao hatramin’izao taona izao.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:27
0 Rohy Ifampitohizana