2Makabeo 7:23 - Baiboly Katolika Noho izany, ny Mpahary izao tontolo izao, izay namorona ny olombelona hatramin’ny nahaterahany, sy manapaka ny fiavian’ny zavatra rehetra, dia mbola hamerina aminareo ny fanahy amam-piainana, noho ny famindram-pony, satria noho ny fitiavanareo ny lalàny no anaovanareo tsy ho zavatra ny tenanareo ankehitriny.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ilay Mpahary izao tontolo izao no namorona ny olombelona hatramin’ny nahatorontoronina azy sady Izy no foto-piavian’ny zava-drehetra; noho izany, mbola hamindra fo aminareo Izy, ka hamerina aminareo ny fanahy amam-piainana satria fitiavanareo ny lalànany no anaovanareo sorona ny tenanareo ankehitriny. |