Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:21 - Baiboly Katolika

Samy namporisihiny tsirairay avy izy ireo tamin’ny fitenin-drazany ary feno hevitra mendrika indrindra izy, ka ny halemem-behivavy tao aminy, dia notohanany herim-pon-dehilahy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Samy nampirisihiny tsirairay avy izy ireo tamin’ny fitenin-drazany. Feno fisainana matotra izy, ka fientanentam-behivavy omban’ny herimpon-dehilahy no nilany taminy hoe:

Jereo ny toko



2Makabeo 7:21
0 Rohy Ifampitohizana