Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:18 - Baiboly Katolika

Nanarakaraka an’io, dia nentina ny fahenina. Hoy izy nony efa ho faty: «Aza mamita-tena foana ianao, fa izahay ihany no nitarika izao hanjò ny tenanay, noho ny nanotanay tamin’Andriamanitra ihany, ka niharan’ny loza mahatalanjona.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nanarakaraka io, dia nentina ny fahenina. Rehefa ho faty izy, dia niteny hoe: –Aza diso hevitra ianao, fa izahay ihany no mitarika izao fahoriana manjo anay izao noho ny nanotanay tamin’Andriamanitra; ka loza mahatsiravina no nihatra taminay.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:18
0 Rohy Ifampitohizana