«Na dia olona mety maty aza ianao, dia manam-pahefana amin’ny olombelona, sy manao izay tianao. Aza ataonao anefa, fa afoin’Andriamanitra ny firenenay.
Fa nibanjina ny mpanjaka io, ka nanao hoe: –Na dia olona mety maty aza ianao, dia manam-pahefana amin’ny olombelona sy manao izay tianao. Kanefa aza heverinao fa nilaozan’Andriamanitra ny firenenay!