Na ny tenan’ny mpanjaka, na ireo nanotrona azy, dia samy gaga avokoa tamin’ny herim-pon’io tovolahy io, fa tsy nahoany akory izay fijaliana.
Na ny tenan’ny mpanjaka, na ireo nanotrona azy, dia samy gaga tamin’ny herimpon’io tovolahy io izay tsy nihontsona akory tamin’ny fijaliany.