Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:11 - Baiboly Katolika

ary nolazainy an-kerim-po mahate-hidera izao: «Ny Lanitra no nahazoako ireto rantsam-batako ireto, ary avy aminy no antenaiko hahazoana an’ireto indray, indray andro any.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary tamin-kerimpo no nitenenany hoe: –Andriamanitra no nahazoako ireto tanako ireto; noho ny fankatoavana ny lalànany, dia tsy ifikirako ireto ary antenaiko ho azo avy amin’Andriamanitra indray rahatrizay.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:11
0 Rohy Ifampitohizana