Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 7:10 - Baiboly Katolika

Nanarakaraka io, nampijalina indray ny fahatelo. Vao nasain’ny mpanompo nataony, dia natrangany niaraka tamin’izay ny lelany, nahinjiny tsy aman-tahotra ny tanany,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nanarakaraka an’io, dia nampijaliana indray ny fahatelo. Vao nasain’ny mpamono natranga ny lelany, dia natrangany avy hatrany; ary tsy nangovitra izy nanatsotra ny tanany.

Jereo ny toko



2Makabeo 7:10
0 Rohy Ifampitohizana