Nisy koa olona fito mirahalahy, nosamborina miaraka amin-dreniny; ary notadiavin’ny mpanjaka hoterena hihinan-kena kisoa, noraran’ny lalàna, izy ireo, ka nokapohina natao hoto tamin’ny kotopia aman-kozatr’omby.
Nisy koa olona fito mirahalahy nosamborina miaraka amin-dreniny. Notadiavin’ny mpanjaka hoterena hihinan-kenan-kisoa voararan’ny lalàna izy valo mianaka, hany ka nokapohina tamin’ny karavasy aman-kozatr’omby.