Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:8 - Baiboly Katolika

Nisy didy navoaka noho ny famokisana nataon’i Ptôlemea mba hampihatra izany hevitra izany ihany koa amin’ny Jody ao amin’ny tanàna grika manolotra azy, sady hanao sorona;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Noho ny famokisana nataon’ny mponin’i Ptôlemaîda, dia nisy didy navoaka toy izao: ny tanàna grika manolotra an’i Jodea dia hampihatra izany hevitra izany amin’ny Jiosy sady hanery azy handray anjara amin’ny sakafon-tsorona;

Jereo ny toko



2Makabeo 6:8
0 Rohy Ifampitohizana