satria ny tempoly nataon’ny Jentily karandahy sy karam-bavy, feno filerana amam-pahavetavetana, niray tamim-behivavy teo amin’ny kianja masin’ny Tempoly ny lehilahy, sady nitondra ny zavatra voarara, ho eo;
Ny tempoly manko nataon’ny mpanompo sampy feno filerana amam-pomba ratsy; nisy lehilahy niray tamim-behivavy teo amin’ny kianja masina; hatramin’ny zavatra voarara avy aza no nentina hankao an-tempoly.