Toy izany no namoizany ny ainy ka ny fahafatesany nataony tonga oha-kerim-po sy tsangam-baton’ny hatsaram-panahy, tsy ho an’ny tanora ihany, fa ho an’ny vahoaka rehetra koa.
Toy izany no namoizan’i Elehazara ny ainy. Ka ny fahafatesany no namelany oha-kerimpo sy tsangambaton-katsaram-panahy, tsy ho an’ny zatovo ihany fa ho an’ny ankamaroan’ny mpiray firenena aminy koa.