2Makabeo 6:30 - Baiboly Katolika Nony efa ho fatin’ny kapoka izy, dia nisento nanao hoe: «Ny Tompo manana ny fahalalana masina no mahita fa rehefa afa-mandositra ny fahafatesana ihany aho, dia miaritra fampijaliana mafy amin’ny nofoko, asiana ny langilangy; fa amin’ny fanahiko kosa, mandefitra izany an-kafaliana noho ny fanajako Azy.» Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nony efa ho fatin’ny kapoka i Elehazara, dia nisento nanao hoe: –Ny Tompo, Izay manana ny fahalalana masina, no mahita fa azoko natao ny nandositra ny fahafatesana; saingy ankehitriny dia velesina karavasy aho ka miaritra fampijaliana mafy amin’ny vatako, fa mandefitra izany an-kafaliana kosa aho amin’ny fanahiko noho ny fanajako ny Tompo. |