Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:29 - Baiboly Katolika

Noheverin’izay nitondra azy hankeny ho hadalana ny teny vao notononiny, ka novany ho halozana ny fitiavany azy vao nasehony taminy teo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Noheverin’ireo mpitondra azy ho hadalana izany lahateny nataony izany, ka novany ho halozana ny fitiavana nasehony taminy.

Jereo ny toko



2Makabeo 6:29
0 Rohy Ifampitohizana