Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:27 - Baiboly Katolika

Noho izany, raha amin-kerim-po no handaozako ity fiainana ity ankehitriny, dia hiseho ho mendrika ny fahanterako ahay,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Noho izany, raha amim-kerimpo no andaozako ity fiainana ity ankehitriny, dia hiseho ho mendrika ny fahanterako aho;

Jereo ny toko



2Makabeo 6:27
0 Rohy Ifampitohizana