Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:25 - Baiboly Katolika

Amin’izany izy ireo, noho ny fanafenako hevitra, sy noho ny sisam-piaina-mandalo, dia ho diso lalana; ka ho voatototra henatra amam-pahafaham-baraka ny fahanterako.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Amin’izany izy ireo, noho ny tenako mihatsaravelatsihy mba hanalava kely ny androm-piainako, dia ho diso lalana; ka ho voatototra henatra sy fahafaham-baràka ny fahanterako.

Jereo ny toko



2Makabeo 6:25
0 Rohy Ifampitohizana