«Tsy mety tokoa, hoy izy, raha olona be taona toa anay izao no hoe manafin-kevitra; fandrao dia heverin’ny zatovo maro fa nanaraka ny fombam-pirenen-kafa tokoa i Eleazara nony efa sivy folo taona.
Ka hoy izy hoe: –Tsy mety tokoa raha olona be taona toa ahy izao no hoe mihatsaravelatsihy; fandrao dia heverin’ny zatovo maro fa nanaraka ny fomban’ny vahiny i Elehazara nony efa sivifolo taona.