Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:21 - Baiboly Katolika

Nifankahazo tamin’i Eleazara hatry ny ela kosa, ireo voatendry hitarika izany fisoronana manohitra ny lalàna izany, ka nalainy mangingina izy, novokisany hampaka hena azo hanina sy nandrahoin’ny tenany ihany ary hody hihinana ny hena natao sorona, araka ny nandidian’ny mpanjaka;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nifankahazo tamin’i Elehazara hatry ny ela kosa ireo lehilahy voatendry hitantana izany sakafon-tsorona manohitra ny lalàna izany. Ka nalainy mangingina i Elehazara nampirisihiny hampitondra hena avelan’ny lalàna hohaniny sy handrahoin’ny tenany ihany; dia eo am-pihinanana izany izy no mihatsaravelatsihy toa mihinana ny hena natao sorona, araka ny nandidian’ny mpanjaka.

Jereo ny toko



2Makabeo 6:21
0 Rohy Ifampitohizana