Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:2 - Baiboly Katolika

ary handoro ny tempolin’i Jerosalema hanokana azy ho an’i Jopitera Olimpianina, ary ny tempoly any Garizima, ho an’i Jopitera Mpandray vahiny, araka ny toetry ny mponina amin’izany tany izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nasaina koa io Gerônta io hanimbazimba ny tempolin’i Jerosalema ka hanokana azy ho an’i Zeosa, andriamanitr’i Olimpa; ilay tempoly any an-tendrombohitra Gerizima kosa dia nasaina natokany ho an’i Zeosa mpandray vahiny, araka izay anjara voatendry ho an’ireo mponin’izany faritra izany.

Jereo ny toko



2Makabeo 6:2
0 Rohy Ifampitohizana