Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:18 - Baiboly Katolika

I Eleazara iray amin’ireo mpampiana-dalàna ambony. izay lehilahy efa nandroso taona, sy niendrika andriana indrindra, dia nosokafana an-keriny ny vavany noterena hihinan-kena kisoa.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tamin’ireo lohandohan’ny mpahay lalàna, dia nisy an’i Elehazara; lehilahy efa nandroso taona izy io ary niendrika olona manan-kaja tokoa. Dia nosokafana an-keriny ny vavany hanerena azy hihinana henan-kisoa.

Jereo ny toko



2Makabeo 6:18
0 Rohy Ifampitohizana