Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:13 - Baiboly Katolika

Raha tsy avelan’Andriamanitra hitoetra ela tsy voasazy ny mpanota, fa ampidinina faingana amin’izy ireo ny famaizana, dia mariky ny fahatsaram-po lehibe izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Raha tsy avelan’Andriamanitra hitoetra ela tsy voasazy manko ny mpanota, fa ampiharany haingana ny famaizana, dia mariky ny hatsarampo lehibe izany.

Jereo ny toko



2Makabeo 6:13
0 Rohy Ifampitohizana