2Makabeo 6:12 - Baiboly Katolika Mihanta amin’izay hahazo ity boky ity eo an-tanany aho, mba tsy hety ho sanganehana noho izany loza izany; fa aoka hino izy, fa tsy ho fandravana fa ho famaizana ny firenentsika no nisian’ireo fanenjehana ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mihanta amin’izay hanana ity boky ity ho eo am-pelatanany àry aho mba tsy hety hokivian’izany loza izany; aoka hihevitra kosa izy mba tsy ho fandravana fa ho fanabeazana ny firenentsika no nisian’ireo fanenjehana ireo. |