Ohatra, nisy vehivavy roa namora ny zanany, dia nosamborina nahantona tamin’ny nonony ny zanany, notaritarihina ampahibemaso eran’ny tanàna, dia navarina avy eny an-tampon’ny manda.
Ohatra, nisy vehivavy roa nampamora ny zanany, ka naiditra fitsarana. Voasazy hotaritaritina ampahibemaso eran’ny tanàna izy roa vavy, sady nahantona tamin’ny nonony avy ny zanany, ary farany navarina avy any an-tampon’ny manda.