Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 6:1 - Baiboly Katolika

Andro vitsivitsy taorian’izany, dia naniraka anti-dahy anankiray avy any Atena ny mpanjaka, hanery ny jody handao ny fivavahan-drazany sy hisakana azy tsy hiaina araka ny lalàn’Andriamanitra,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Andro vitsivitsy taorian’izany, dia nirahin’i Antiôkosa mpanjaka ilay Atenianina atao hoe Gerônta mba hanery ny Jiosy handao ny fivavahan-drazany sy hitsahatra tsy hanaraka ny lalànan’Andriamanitra intsony.

Jereo ny toko



2Makabeo 6:1
0 Rohy Ifampitohizana