Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:9 - Baiboly Katolika

Nanesi-tany olona betsaka handao tanindrazana izy, ka mba maty tany an-tanin’olon-kafa kosa indray, nony efa nankany Lasedemôna nanantena hahita fialofana tany, noho ny maha-iray niaviana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy tao izy no nankany Gresy, satria nanantena hahita fialofana tao amin’ny Sparsiaty, izay iray fiaviana amin’ny Jiosy; nanesitany olona betsaka handao tanindrazana i Jasôna, ka mba maty an-tany hafa koa.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:9
0 Rohy Ifampitohizana