Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:8 - Baiboly Katolika

Izao no niafaran’ny fiainany mahameloka: voaporitra tao amin’i Aretasa mpanjakan’ny Arabo izy, nandositra nifindrafindra tanàna, nenjehin’ny olon-drehetra, nankahalaina ho mpandika lalàna, fanozona ho mpamono tanindrazana ama-mpiray tanindrazana, noroahina tamim-pahafaham-baraka hatrany Ejipta.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Izao no niafaran’ny toe-paharatsiana niainan’i Jasôna: voafonja tao amin’i Haretà mpanjakan’i Arabia izy, nandositra nifindrafindra tanàna, nenjehin’ny olon-drehetra, nankahalaina ho mpandika lalàna, voailika ho mpanabotry tanindrazana sy mpamono mpiray firenena, ka dia noroahina hatrany Ejipta.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:8
0 Rohy Ifampitohizana