Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:7 - Baiboly Katolika

Sady tsy afa-nahazo ny fahefana anefa izy, no nahazo henatra tamin’ity teti-dratsy nataony, ka heriny nandositra nankany amin’ny tanin’ny Amônita.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanefa sady tsy afa-nandrombaka fahefana izy no nahazo henatra tamin’ny teti-dratsy nafitsony, hany ka voatery indray izy nandositra tany amin’ny faritr’i Hamàna.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:7
0 Rohy Ifampitohizana