Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:6 - Baiboly Katolika

Nianjadian’i Jasôna tsy nananany antra akory ny mpiray tanindrazana aminy, tsy noheveriny fa ny andro iray naharesena ny mpiray tanindrazana amin’ny tena, no andro very mampalahelo indrindra; fahavalo no nataony ho nahazoam-pandresena, fa tsy olona iray tanindrazana aminy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Novonoin’i Jasôna ho faty ka tsy nananany antra akory ireo mpiray firenena aminy; ary noheveriny fa ny andro iray nandresena ny mpiray firenena no loza amin’antambo goavana indrindra; fahavalo fa tsy hoe mpiray firenena no nataony ho nahombiazany.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:6
0 Rohy Ifampitohizana