Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 5:27 - Baiboly Katolika

Ary i Jodasy Makabeo, izy no fahafolony nihataka nankany an’efitra nanao teo-piainan’ny biby dia tany an-tendrombohitra niaraka tamin’ireo namany, tsy nihinana afa-tsy ny zava-maitso, na oviana na oviana, mba tsy handoto ny tenany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Joda Makabeo kosa dia niaraka tamin’ny lehilahy folo hafa ka nihataka nankany an-taniefitra; nanao toe-piainan’ny bibidia izy sy ny namany tany an-tendrombohitra tany. Mba tsy handotoany tena no tsy nihinanany afa-tsy zava-maniry ihany.

Jereo ny toko



2Makabeo 5:27
0 Rohy Ifampitohizana