2Makabeo 5:24 - Baiboly Katolika nanao an-dolompo tamin’ireo Jody tia tanindrazana. Fanampin’izany, nalefan’i Antiôkosy koa i Apôlôniosy tsivalahara nitondra tafika nisy miaramila 22.000 nomeny didy hamono ny lehilahy rehetra ampy taona, sy hivarotra ny zaza amam-behivavy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara hany ka nalefany tany Jerosalema koa i Apôlôny ilay filohan’ireo mpikarama an’ady tao Nizia. Nombàn-tafika nisy antokony 22 izy io ary nomena didy hamono ho faty ireo lehilahy matanjaka rehetra sy hivarotra ny zaza amam-behivavy ho andevo. |