2Makabeo 5:23 - Baiboly Katolika tao Garizima i Andrônika, ary afa-tsy ireo, i Menelasa izay ratsy lavitra noho ny hafa nanandra-tena an’avonavona ho ambony noho ny iray tanindrazana aminy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ary tao an-tendrombohitra Gerizima dia nametrahany an’i Andrônika. Ankoatra ireo, dia teo i Menelà izay ratsy lavitra noho ny hafa ary nanandra-tena ho ambonin’ireo mpiray firenena aminy. Nanao an-dolompo tamin’ireo Jiosy tia tanindrazana tokoa i Antiôkosa, |