Tsy noho izany fitoerana izany anefa no nifidianan’Andriamanitra ny vahoaka fa noho ny vahoaka no nifidianany an’izany fitoerana izany.
Kanefa tsy noho ny tempoly no nifidianan’ny Tompo ilay vahoakany; fa noho ny vahoakany no nifidianany an’ilay tempoly.