2Makabeo 5:18 - Baiboly Katolika Fa raha tahiny kosa tsy meloka tamin’ny fahotana be dia be izy ireo, dia ny tenany kosa hatramin’ny vao tonga izy no tsy maintsy ho voakapoka sy voasakana amin’izao hasahiany izao, tahaka an’i Heliodoro nirahin’ny mpanjaka hizaha ny rakitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa raha tahiny kosa tsy meloka tamin’ny fahotana maro ireo, dia ny tenan’i Antiôkosa, vantany vao tonga teo, no tsy maintsy voakapoka sy voasakana tamin’izao hasahiany izao, tahaka an’i Heliôdôra izay nirahin’i Seleokôsa mpanjaka mba hizaha ny rakitry ny tempoly. |